|
|
|
|

Teny iditra1 folaka andry niankinana
Singan-teny  2folaka, 3andry, 4iankinana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona izay maty ny nikarakara azy na nianteherany, ny nanohana azy [1.1]
Tovy hevitra  7toro vato nandiavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11